|
|
|
|

Entrée1  Rajaobelison Samuël
Mots élémentaires  2 Rajaobelison, 3 Samuël
Partie du discours  4  nom propre (anthroponyme) [Liste complète]
Explications en malgache  5 Rajaobelison Samuël (1915-) (Zakarandahy) [3.1]
6 Samuël Rajaobelison - na Zakarandahy eo amin'ny fanoratana,
7 teraka tamin' ny 25 septambra 1915 - dia anisan'ny poety manana ny toetrany manokana:
8 mahay mamorona sy mampisy ny tsy misy ary mampiseho izany amin' ny sary mova tsy ny vita hosodoko;
9 ny mahagaga anefa dia tsy mba manao tàhaka ny ankamaroan'ny poety izy,
10 izany hoe manatsoaka aingam-panahy avy amin' ny zavatra asehony "toa teo ", fa avelany ho anjaran'ny mpamaky izany. [2.314]
Vocabulaire  11  Littérature: auteurs
Ouvrages littéraires  12  Mpanjono
13  Mpikororoka ampombo
14  Ralaikamboty
15  Voninkazo taratasy
16  1957 Fehezam-bary gasy

Mis à jour le 2025/11/20